Psalms 83:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa indro, mitabataba ny fahavalonao ary izay mankahala Anao dia manandratra ny lohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Andriamanitra ô, aza dia mijanom-potsiny; aza mangina na mitsahatra, ry Andriamanitra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, aza mangina Ianao, aza mihenahena sy mijanom-potsiny.
Malagasy Bible 1865
Fa, indro, mitabataba ny fahavalonao; ary izay mankahala Anao dia manandratra ny lohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa indro, mitabataba ny fahavalonao ary izay mankahala Anao dia manandratra ny lohany.
malagasy
Fa, indro, mitabataba ny fahavalonao; ary izay mankahala Anao dia manandratra ny lohany.