Psalms 83:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny olonao no iokoany amin’ny hafetsena ary miara-misaina hamely izay arovanao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa indreto mikofokofoka amim-pitabatabana ny fahavalonao, misolanandrana erỳ izay mankahala Anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indreo misafoaka ny fahavalonao ary miandranandrana ny mpankahala Anao.
Malagasy Bible 1865
Ny olonao no iokoany amin'ny hafetsena; ary miara-misaina hamely izay voafinao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny olonao no iokoany amin’ny hafetsena ary miara-misaina hamely izay arovanao izy.
malagasy
Ny olonao no iokoany amin'ny hafetsena; ary miara-misaina hamely izay voafinao izy.