Psalms 83:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy: Avia ka andeha hofongorantsika tsy ho firenena izy mba tsy hotsarovana intsony ny anaran’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mamoron-tsaina hamandrihana ny vahoakanao izy, miara-mioko hamely ny olona arovanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mikotrika fiokoana hamelezana ny vahoakanao ireo ary mifandinika hanohitra ny olona arovanao.
Malagasy Bible 1865
Hoy izy: Avia, ka andeha hofongorantsika tsy ho firenena izy, mba tsy hotsarovana intsony ny anaran'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy: Avia ka andeha hofongorantsika tsy ho firenena izy mba tsy hotsarovana intsony ny anaran’ny Israely.
malagasy
Hoy izy: Avia, ka andeha hofongorantsika tsy ho firenena izy, mba tsy hotsarovana intsony ny anaran'Isiraely.