Psalms 83:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa niray tetika tokoa ireo ka nanao fanekena hanohitra Anao,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andao, hoy izy, hofongorantsika eo amin’ny firenena izy ireo, ka aoka tsy hotononina intsony ny anarana hoe Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy ireo hoe: «Andeha holevonintsika tsy ho firenena izy; dia tsy hotsarovana intsony ny anarana hoe Israely.»
Malagasy Bible 1865
Fa efa niray tetika tokoa ireo, ka nanao fanekena hanohitra Anao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa niray tetika tokoa ireo ka nanao fanekena hanohitra Anao,
malagasy
Fa efa niray tetika tokoa ireo, ka nanao fanekena hanohitra Anao,