Psalms 83:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ny tranolain’ny Edomita sy ny Ismaelita, ny Moabita sy ny Hagarita,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miray fo avokoa izy rehetra mioko, manao fanekena hanohitra Anao izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa niray tetika tokoa ireo ka nifanaiky hanohitra Anao:
Malagasy Bible 1865
Dia ny lain'ny Edomita sy ny Isimaelita, ny Moabita sy ny Hagarita,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ny tranolain’ny Edomita sy ny Ismaelita, ny Moabita sy ny Hagarita,
malagasy
Dia ny lain'ny Edomita sy ny Isimaelita, ny Moabita sy ny Hagarita,