Psalms 83:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny Gebalita sy ny Amonita ary ny Amalekita, ny Filistina mbamin’ny mponina any Tiro;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ny lain’ny Edôma sy ny Ismaelita, i Moaba sy ny Agarenianina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ny Edômita sy ny Jismahelita, mbamin’ny Moâbita sy ny Hagirita,
Malagasy Bible 1865
Ny Gebalita sy ny Amonita ary ny Amalekita, ny Filistina mbamin'ny mponina any Tyro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny Gebalita sy ny Amonita ary ny Amalekita, ny Filistina mbamin’ny mponina any Tiro;
malagasy
Ny Gebalita sy ny Amonita ary ny Amalekita, ny Filistina mbamin'ny mponina any Tyro.