Psalms 83:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny Asiriana koa dia nikambana taminy; nanome sandry ny taranak’i Lota ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
i Gebala, i Amôna ary i Amaleka, ny Filistinina mbamin’ny mponina any Tira;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny Gebalita sy ny Hamônita sy ny Hamalekita, ary ny Filistinina miaraka amin’ny mponina any Tiro;
Malagasy Bible 1865
Ny Asyriana koa nikambana taminy; tonga sandrin'ny taranak'i Lota ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny Asiriana koa dia nikambana taminy; nanome sandry ny taranak’i Lota ireo.
malagasy
Ny Asyriana koa nikambana taminy; tonga sandrin'ny taranak'i Lota ireo.