Psalms 83:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataovy tahaka ny Midianita izy ary tahaka an’i Sisera sy i Jabina teo amin’ny ony Kisona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Asora koa mikambana amin’izy ireo, ka manampy ny taranak’i Lôta. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nikambana taminy koa ny Asirianina mba hifarimbona amin’ny taranak’i Lôta. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Ataovy tahaka ny Midiana izy, ary tahaka an'i Sisera sy Jabina teo amin'ny ony Kisona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataovy tahaka ny Midianita izy ary tahaka an’i Sisera sy i Jabina teo amin’ny ony Kisona;
malagasy
Ataovy tahaka ny Midiana izy, ary tahaka an'i Sisera sy Jabina teo amin'ny ony Kisona;