Psalms 84:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Endre ny hatsaran’ny tabernakelinao, Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny Gitiena. Salamon’ny zanak’i Kôre.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Hampiarahina amin’ny jejilava. Salamo nataon’ny terak’i Kôra.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Al-hagitith. Salamo nataon'ny Koraita. Endrey ny hatsaran'ny tabernakelinao, Jehovah, Tompon'ny maro, ô!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Endre ny hatsaran’ny tabernakelinao*, Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao ô!
malagasy
[Alahelo ny tranon'Andriamanitra] Ho an'ny mpiventy hira. Al-hagitith. Salamo nataon'ny Koraita. Endrey ny hatsaran'ny tabernakelinao, Jehovah, Tompon'ny maro, ô!