Psalms 84:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao ô, sambatra izay olona matoky Anao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa masoandro aman’ampinga, i Iaveh Andriamanitra; manome fahasoavana amam-boninahitra i Iaveh, tsy misy zava-tsoa tsy omeny an’izay mandeha amin’ny tsy fananan-tsiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ny TOMPO Andriamanitra no manda sy ampinga ho antsika. Fitiavana sy voninahitra no omen’ny TOMPO; tsy mba misy zava-tsoa laviny amin’izay madio fitondrantena.
Malagasy Bible 1865
Jehovah, Tompon'ny maro ô, sambatra izay olona matoky Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao ô, sambatra izay olona matoky Anao!
malagasy
Jehovah, Tompon'ny maro ô, sambatra izay olona matoky Anao.