Psalms 84:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manina sady vonton’alahelo ny kianjan’NY TOMPO ny fanahiko; mihoby an’Andriamanitra velona ny foko sy ny nofoko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mahatehotia loatra ny fonenanao, Ry Iavehn’ny tafika!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry TOMPOn’izao rehetra izao ô, endrey ny fitiavako ny tranonao!
Malagasy Bible 1865
Manina sady vonton'alahelo ny kianjan'i Jehovah ny fanahiko; ny foko sy ny nofoko mihoby an'Andriamanitra velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manina sady vonton’alahelo ny kianjan’NY TOMPO ny fanahiko; mihoby an’Andriamanitra velona ny foko sy ny nofoko.
malagasy
Manina sady vonton'alahelo ny kianjan'i Jehovah ny fanahiko; ny foko sy ny nofoko mihoby an'Andriamanitra velona.