Psalms 84:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra izay mitoetra ao amin’ny tranonao! Hidera Anao mandrakariva izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fody aza, mahita fonenana, ny sindintsidina koa mahita akany hametrahany ny zanany; ny ôtelinao, ry Iavehn’ny tafika, ry mpanjakako sy Andriamanitro!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na ny tsikirity aza, mahita fialofana, ny sidintsidina koa mahita akany mba hametrahany ny zanany, eo anilan’ny alitaranao, ry TOMPOn’izao rehetra izao ô, Mpanjakako sady Andriamanitro.
Malagasy Bible 1865
Sambatra izay mitoetra ao an-tranonao; hidera Anao mandrakariva izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra izay mitoetra ao amin’ny tranonao! Hidera Anao mandrakariva izy.
malagasy
Sambatra izay mitoetra ao an-tranonao; hidera Anao mandrakariva izy.