Psalms 84:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sambatra ny olona izay manana ny heriny ao Aminao; ao am-pony ny lalana voavoatra tsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra izay monina ao an-tranonao! Mbola mahazo midera Anao izy ireo! - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra izay mitoetra ao an-tranonao ka afaka midera Anao hatrany! Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Sambatra izay olona manan-kery avy aminao; ao am-pony ny lalana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sambatra ny olona izay manana ny heriny ao Aminao; ao am-pony ny lalana voavoatra tsara.
malagasy
Sambatra izay olona manan-kery avy aminao; ao am-pony ny lalana;