Psalms 84:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mandeha mamakivaky ny lohasaha Baka izy dia ataony misy loharano izany ary ny lohaorana no manarom-pitahiana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sambatra izay olona manana ny heriny ao aminao; tsy mihevitra afa-tsy ny fiakarana masina izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sambatra ny olona mahazo hery avy aminao ka manampo hanao fivahiniana any Tsiôna;
Malagasy Bible 1865
Raha mandeha mamaky ny lohasaha Baka izy, Dia ataony misy loharano izany, ary ny loha-orana manarom-pitahiana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mandeha mamakivaky ny lohasaha Baka izy dia ataony misy loharano izany ary ny lohaorana no manarom-pitahiana azy.
malagasy
Raha mandeha mamaky ny lohasaha Baka izy, Dia ataony misy loharano izany, ary ny loha-orana manarom-pitahiana azy.[Baka = Fitomaniana]