Psalms 84:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitombo hery eny am-pandehanana izy; samy miseho eo anatrehan’Andriamanitra any Ziona izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mamaky ny lohasahan-dranomaso izy, ovany ho fitoerana feno loharano izany, ary ny ranonoram-pararano mandrotsaka fanambinana aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa mandalo ny lohasahan’ny Balsama izy, dia hasian’Andriamanitra loharano izany; sady avy koa ny loha orana hameno kamory azy.
Malagasy Bible 1865
Miampy hery eny am-pandehanana izy; samy miseho eo anatrehan'Andriamanitra any Ziona izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitombo hery eny am-pandehanana izy; samy miseho eo anatrehan’Andriamanitra any Ziona* izy rehetra.
malagasy
Miampy hery eny am-pandehanana izy; samy miseho eo anatrehan'Andriamanitra any Ziona izy rehetra.