Psalms 84:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
RY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao ô, henoy ny vavaka ataoko! Mandrenesa, ry Andriamanitr’i Jakoba ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitombo hery eny am-pandehanana izy, ary miseho eo anatrehan’Andriamanitra any Siôna:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitombo hery hatrany izay arakaraka ny androsoany mba hiseho eo anatrehan’Andriamanitra ao Tsiôna.
Malagasy Bible 1865
Jehovah, Andriamanitry ny maro ô, henoy ny fivavako; mandrenesa ry Andriamanitr'i Jakoba ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
RY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao ô, henoy ny vavaka ataoko! Mandrenesa, ry Andriamanitr’i Jakoba ô!
malagasy
Jehovah, Andriamanitry ny maro ô, henoy ny fivavako; mandrenesa ry Andriamanitr'i Jakoba ô.