Psalms 84:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra, ampinganay ô, tsinjovy! Jereo ny tavan’ny Voahosotrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh, Andriamanitry ny tafika ô, hoy izy, henoy ny fivavahako, mandrenesa, ry Andriamanitr’i Jakôba! - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry TOMPO Andriamanitr’izao rehetra izao ô, mba henoy ny vavaka ataoko; ry Andriamanitr’i Jakôba ô, mandrenesa. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Andriamanitra, Ampinganay ô, tsinjovy ka jereo ny tavan'ny voahosotrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra, ampinganay ô, tsinjovy! Jereo ny tavan’ny Voahosotrao.
malagasy
Andriamanitra, Ampinganay ô, tsinjovy ka jereo ny tavan'ny voahosotrao.