Psalms 85:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, efa naneho fitia tamin’ny taninao Ianao! Efa nampodianao avy tamin’ny fahababoany i Jakoba;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. Salamon’ny zanak’i Kôre.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Salamo nataon’ny terak’i Kôra.
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'ny Koraita. Jehovah ô, efa naneho fitia tamin'ny taninao Hianao, Efa nampodinao Jakoba avy tamin'ny fahababoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, efa naneho fitia tamin’ny taninao Ianao! Efa nampodianao avy tamin’ny fahababoany i Jakoba;
malagasy
[Fangatahana mba hampodin'Andriamanitra indray ny fankasitrahany ny olony] Ho an'ny mpiventy hira. Salamo nataon'ny Koraita. Jehovah ô, efa naneho fitia tamin'ny taninao Hianao, Efa nampodinao Jakoba avy tamin'ny fahababoany.