Psalms 85:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihaona ny famindrampo sy ny fahamarinana; mifanoroka ny rariny sy ny fihavanana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, akaiky an’izay matahotra Azy ny famonjeny, ary hitoetra amin’ny tanintsika indray ny voninahitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, akaiky an’izay manaja Azy ny famonjeny; hitoetra eto amin’ity tanintsika ity ny voninahiny.
Malagasy Bible 1865
Mihaona ny famindram-po sy ny fahamarinana; Mifanoroka ny rariny sy ny fihavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihaona ny famindrampo sy ny fahamarinana; mifanoroka ny rariny sy ny fihavanana;
malagasy
Mihaona ny famindram-po sy ny fahamarinana; Mifanoroka ny rariny sy ny fihavanana.