Psalms 85:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mitsimoka amin’ny tany ny fahamarinana ary ny rariny dia mitsinjo avy eny an-danitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa hihaona ny hatsaram-po sy ny fahamarinana, hifandray tanana ny rariny sy ny fihavanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tafahaona ny fitiavana sy ny fahamarinana, mifanoroka ny rariny sy ny fiadanana.
Malagasy Bible 1865
Ny fahamarinana mitsimoka amin'ny tany; Ary ny rariny mitsinjo eny an-danitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mitsimoka amin’ny tany ny fahamarinana ary ny rariny dia mitsinjo avy eny an-danitra.
malagasy
Ny fahamarinana mitsimoka amin'ny tany; Ary ny rariny mitsinjo eny an-danitra.