Psalms 85:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, NY TOMPO hanome ny tsara, ary hahavoka-javatra ny tanintsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitsimoka amin’ny tany, ny fahamarinana, ary hitsinjo ny rariny any ambonin’ny lanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitrebona avy amin’ny tany ny fahamarinana ary midina avy any an-danitra ny rariny.
Malagasy Bible 1865
Eny, Jehovah hanome ny tsara Ary ny tanintsika hahavoka-javatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, NY TOMPO hanome ny tsara, ary hahavoka-javatra ny tanintsika.
malagasy
Eny, Jehovah hanome ny tsara Ary ny tanintsika hahavoka-javatra.Ny rariny no hialoha Azy, Sady hizotra hanaraka ny diany eny an-dalana.