Psalms 85:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny rariny no hialoha Azy sady hizotra hanaraka ny diany eny an-dalana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tenan’i Iaveh no hanome ny soa rehetra ka hahavokatra ny vokany ny tanintsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO mihitsy no hanome ny zava-tsoa ka hahavokatra tokoa ny tanintsika;
Malagasy Bible 1865
Ny rariny no hialoha Azy, Sady hizotra hanaraka ny diany eny an-dalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny rariny no hialoha Azy sady hizotra hanaraka ny diany eny an-dalana.
malagasy
Ny rariny no hialoha Azy, Sady hizotra hanaraka ny diany eny an-dalana.