Psalms 85:14 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Handeha eo alohany ny rariny, sy hanoritra lalana hodiaviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary handeha eo alohany ny rariny ka hanoritra ny lalan-kodiaviny.