Psalms 85:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
voaesotrao ny heloky ny olonao, voasaronao ny fahotany rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh ô, efa nanambina ny taninao Ianao, nampody ireo voababo teo amin’i Jakôba;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, nanehoanao fitia ilay taninao ka nampodînao ny babo tamin’ny terak’i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
Voaisotrao ny heloky ny olonao, Voasaronao ny fahotany rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
voaesotrao ny heloky ny olonao, voasaronao ny fahotany rehetra.
malagasy
Voaisotrao ny heloky ny olonao, Voasaronao ny fahotany rehetra.