Psalms 85:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nampijanona ny fahatezeranao rehetra Ianao ary niala tamin’ny fahatezeranao mirehitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
namela ny heloky ny vahoakanao, nanarona ny fahotany rehetra; - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nesorinao ny heloky ny vahoakanao ary navelanao avokoa ny fahotany. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Efa nampijanona ny fahatezeranao rehetra Hianao, Ary niala tamin'ny fahatezeranao mirehitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nampijanona ny fahatezeranao rehetra Ianao ary niala tamin’ny fahatezeranao mirehitra.
malagasy
Efa nampijanona ny fahatezeranao rehetra Hianao, Ary niala tamin'ny fahatezeranao mirehitra.