Psalms 85:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miverena aminay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô! Ary mialà amin’ny fahatezeranao aminay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
najanonao ny hatezeranao rehetra, nalanao ny hatezeranao mirehitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nofoananao manontolo ny fahatezeranao ka nialanao ny fahaviniranao mirehitra.
Malagasy Bible 1865
Miverena aminay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô, Ary ampitsaharo ny fahatezeranao aminay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miverena aminay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô! Ary mialà amin’ny fahatezeranao aminay!
malagasy
Miverena aminay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô, Ary ampitsaharo ny fahatezeranao aminay.