Psalms 85:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho tezitra aminay mandrakizay va Ianao? Hampaharetinao hahatratra ny taranaka fara aman-dimby va ny fahatezeranao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampodio indray amin’ny toetranay taloha izahay, ry Andriamanitry ny famonjena anay ô; atsaharo ny hatezeranao aminay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra mpamonjy anay ô, mba avereno ho firenena matanjaka izahay, ka atsaharo ny loniloninao aminay.
Malagasy Bible 1865
Ho tezitra aminay mandrakizay va Hianao? Hampaharetinao hahatratra ny taranaka fara mandimby va ny fahatezeranao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho tezitra aminay mandrakizay va Ianao? Hampaharetinao hahatratra ny taranaka fara aman-dimby va ny fahatezeranao?
malagasy
Ho tezitra aminay mandrakizay va Hianao? Hampaharetinao hahatratra ny taranaka fara mandimby va ny fahatezeranao?