Psalms 85:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hovelominao indray va izahay mba hifalian’ny olonao Aminao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho tezitra mandrakizay aminay va Ianao? dia hampaharetinao mandrakizay va ny haviniranao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho tezitra aminay mandrakizay ve Ianao ka hampaharitra ny fahaviniranao amin’ny taranaka mifandimby?
Malagasy Bible 1865
Tsy hovelominao indray va izahay, Mba hifalian'ny olonao aminao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hovelominao indray va izahay mba hifalian’ny olonao Aminao?
malagasy
Tsy hovelominao indray va izahay, Mba hifalian'ny olonao aminao?