Psalms 85:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Asehoy anay ny famindramponao, TOMPO ô, ka omeo anay ny famonjenao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hovelominao indray va izahay, mba hifalian’ny vahoakanao aminao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hovelominao indray ve izahay mba hifalianay vahoakanao aminao?
Malagasy Bible 1865
Asehoy anay ny famindram-ponao, Jehovah ô, Ka omeo anay ny famonjenao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Asehoy anay ny famindramponao, TOMPO ô, ka omeo anay ny famonjenao!
malagasy
Asehoy anay ny famindram-ponao, Jehovah ô, Ka omeo anay ny famonjenao.