Psalms 85:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hihaino izay holazain’NY TOMPO Andriamanitra aho; fa milaza fiadanana amin’ny olony Izy, dia amin’ny olony masina; koa aoka tsy hiverina ho ao amin’ny fahadalana ireo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh, asehoy anay ny hatsaram-ponao, ary omeo anay ny famonjenao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, asehoy anay ny fitiavanao ka omeo anay ny famonjenao.
Malagasy Bible 1865
Hihaino izay holazain'i Jehovah Andriamanitra aho; Fa hilaza fiadanana amin'ny olony Izy, dia amin'ny olony masina; Koa aoka tsy hiverina ho ao amin'ny fahadalana ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hihaino izay holazain’NY TOMPO Andriamanitra aho; fa milaza fiadanana amin’ny olony Izy, dia amin’ny olony masina; koa aoka tsy hiverina ho ao amin’ny fahadalana ireo!
malagasy