Psalms 85:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny tokoa, akaikin’izay matahotra Azy ny famonjeny mba hitoeran’ny voninahitra eo amin’ny tanintsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Te hihaino izay holazain’i Iaveh Andriamanitra aho, - fa manana teny fiadanana ho an’ny vahoakany sy ny mpino Azy Izy, raha tahiny tsy miverina amin’ny fahadalany indray izy ireo. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Te hihaino izay lazain’Andriamanitra TOMPO aho. Fiadanana tokoa no ampanantenainy ho an’ny vahoakany, dia ireo mpivavaka aminy, raha tsy miverina amin’ny hadalàny intsony ireo.
Malagasy Bible 1865
Eny tokoa, akaikin'izay matahotra Azy ny famonjeny, Mba hitoeran'ny voninahitra eo amin'ny tanintsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny tokoa, akaikin’izay matahotra Azy ny famonjeny mba hitoeran’ny voninahitra eo amin’ny tanintsika.
malagasy
Eny tokoa, akaikin'izay matahotra Azy ny famonjeny, Mba hitoeran'ny voninahitra eo amin'ny tanintsika.