Psalms 86:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lehibe Ianao ka manao zava-mahagaga; Ianao irery ihany no Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa lehibe sy mahavita fahagagana Ianao, Ianao irery no Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa lehibe Ianao sy manao zava-mahagaga; Ianao ihany no tena Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa lehibe Hianao ka manao zava-mahagaga; Hianao irery ihany no Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lehibe Ianao ka manao zava-mahagaga; Ianao irery ihany no Andriamanitra.
malagasy
Fa lehibe Hianao ka manao zava-mahagaga; Hianao irery ihany no Andriamanitra.