Psalms 86:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampianaro ny lalanao aho, TOMPO ô, dia handeha amin’ny fahamarinanao. Aoka ny foko manontolo hatahotra ny anaranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampianaro ny lalànao aho, ry Iaveh; fa te-handeha amin’ny fahitsianao! Araiketo amin’ny fahatahorana Anao ny foko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, toroy ny lalanao aho mba handehanako araka ny fahamarinanao, ataovy tokam-po aho mba hankatò Anao.
Malagasy Bible 1865
Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô, Dia handeha amin'ny fahamarinanao aho; Ampiraiso ny foko hatahotra ny anaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampianaro ny lalanao aho, TOMPO ô, dia handeha amin’ny fahamarinanao. Aoka ny foko manontolo hatahotra ny anaranao.
malagasy
Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô, Dia handeha amin'ny fahamarinanao aho; Ampiraiso ny foko hatahotra ny anaranao.