Psalms 86:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hidera Anao amin’ny foko manontolo aho, Tompo Andriamanitro ô; hanome voninahitra ny anaranao mandrakizay aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hidera Anao amin’ny foko rehetra aho, ry Tompo Andriamanitra ô, ary hanome voninahitra ny Anaranao mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo Andriamanitro ô, hoderaiko amin’ny foko manontolo Ianao ary homeko voninahitra mandrakizay,
Malagasy Bible 1865
Hidera Anao amin'ny foko rehetra aho, Andriamanitro Tompo ô Hanome voninahitra ny anaranao mandrakizay aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hidera Anao amin’ny foko manontolo aho, Tompo Andriamanitro ô; hanome voninahitra ny anaranao mandrakizay aho.
malagasy
Hidera Anao amin'ny foko rehetra aho, Andriamanitro Tompo ô Hanome voninahitra ny anaranao mandrakizay aho.