Psalms 86:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lehibe ny famindramponao amiko ary efa nafahanao tamin’ny fitoeran’ny maty any ambany indrindra aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa lehibe ny hatsaram-ponao amiko, notsoahanao tany amin’ny Seoly ny fanahiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria lehibe ny fitiavanao ahy; fa izaho no efa nafahanao tsy ho lasa any an-davaka, any amin’ny toeran’ny maty any.
Malagasy Bible 1865
Fa lehibe ny famindram-ponao amiko; Ary efa novonjenao ny fanahiko tsy ho any amin'ny fiainan-tsi-hita ambany indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lehibe ny famindramponao amiko ary efa nafahanao tamin’ny fitoeran’ny maty* any ambany indrindra aho.
malagasy
Fa lehibe ny famindram-ponao amiko; Ary efa novonjenao ny fanahiko tsy ho any amin'ny fiainan-tsi-hita ambany indrindra.[Heb. Shoela]