Psalms 86:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa Ianao, Tompo ô, dia Andriamanitra mamindra fo sy miantra, mahari-po sady be famindrampo sy fahamarinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa Ianao kosa, Tompo ô, dia Andriamanitra mamindra fo sy miantra, mahari-po sy be indrafo amam-pahamarinana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa Ianao, Tompo ô, dia Andriamanitra mamindrafo sy miantra, mahari-po sady be fitiavana amam-pahamarinana.
Malagasy Bible 1865
Fa Hianao, Tompo ô, dia Andriamanitra mamindrà fo sy miantra, Mahari-po sady be famindram-po sy fahamarinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa Ianao, Tompo ô, dia Andriamanitra mamindra fo sy miantra, mahari-po sady be famindrampo sy fahamarinana.
malagasy
Fa Hianao, Tompo ô, dia Andriamanitra mamindrà fo sy miantra, Mahari-po sady be famindram-po sy fahamarinana.