Psalms 86:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Todiho aho ka amindrao fo, omeo ny herinao ny mpanomponao ary vonjeo ny zanaky ny mpanompovavinao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitodiha atỳ amiko, ka amindrao fo aho; omeo ny herinao ny mpanomponao; ary vonjeo ny zanaky ny ankizivavinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba itodiho aho ka iantrao; omeo ahy mpanomponao ny herinao, ary vonjeo aho fa voatokana ho Anao.
Malagasy Bible 1865
Todiho aho ka amindrao fo; Omeo ny herinao ny mpanomponao, Ary vonjeo ny zanaky ny ankizivavinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Todiho aho ka amindrao fo, omeo ny herinao ny mpanomponao ary vonjeo ny zanaky ny mpanompovavinao!
malagasy
Todiho aho ka amindrao fo; Omeo ny herinao ny mpanomponao, Ary vonjeo ny zanaky ny ankizivavinao.Anehoy famantarana ny ho soa aho, Mba ho hitan'izay mankahala ahy, ka ho menatra izy; Fa Hianao Jehovah ô, no namonjy sy nampionona ahy.