Psalms 86:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Anehoy famantarana ny ho soa aho mba ho hitan’izay mankahala ahy ka ho menatra izy! Fa Ianao TOMPO ô, no mamonjy sy mampionona ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aharihario ny indrafonao amiko, ka hahita izany ny fahavaloko, dia ho menatra! Fa Ianao, ry Iaveh, no mamonjy sy mampionona ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Omeo porofo aho fa tsara fo Ianao; dia ho menatra ireo mpankahala ahy, rehefa mahita fa Ianao, TOMPO ô, no mamonjy sy mampionona ahy.
Malagasy Bible 1865
Anehoy famantarana ny ho soa aho, Mba ho hitan'izay mankahala ahy, ka ho menatra izy; Fa Hianao Jehovah ô, no namonjy sy nampionona ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Anehoy famantarana ny ho soa aho mba ho hitan’izay mankahala ahy ka ho menatra izy! Fa Ianao TOMPO ô, no mamonjy sy mampionona ahy.
malagasy
Anehoy famantarana ny ho soa aho, Mba ho hitan'izay mankahala ahy, ka ho menatra izy; Fa Hianao Jehovah ô, no namonjy sy nampionona ahy.