Psalms 86:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tompo ô, mamindrà fo amiko! Fa Aminao no itarainako mandrakariva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mamindrà fo amiko, ry Tompo ô, fa mitaraina aminao, manontolo andro, aho!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, mba iantrao aho fa miantso Anao tontolo andro.
Malagasy Bible 1865
Tompo ô, mamindrà fo amiko; Fa Hianao no itarainako mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tompo ô, mamindrà fo amiko! Fa Aminao no itarainako mandrakariva.
malagasy
Tompo ô, mamindrà fo amiko; Fa Hianao no itarainako mandrakariva.