Psalms 86:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampifalio aho, dia izaho mpanomponao; fa Aminao, Tompo ô, no anandratako ny fanahiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampifalio ny fanahin’ny mpanomponao, fa any aminao, Tompo, no anondrotako ny fanahiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampifalio re aho mpanomponao satria Ianao, Tompo ô, no ifantohako.
Malagasy Bible 1865
Ampifalio ny fanahin'ny mpanomponao; Fa Hianao, Tompo ô, no ananganako ny fanahiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampifalio aho, dia izaho mpanomponao; fa Aminao, Tompo ô, no anandratako ny fanahiko.
malagasy
Ampifalio ny fanahin'ny mpanomponao; Fa Hianao, Tompo ô, no ananganako ny fanahiko.