Psalms 86:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao, Tompo ô, no tsara sady mamela heloka ary be famindrampo amin’izay rehetra miantso Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria tsara fo sy miantra Ianao, Tompo, ary feno indrafo ho an’izay rehetra miantso Anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, Ianao no tsara fo sady mpamela heloka, be fitia amin’izay rehetra miantso Anao.
Malagasy Bible 1865
Fa Hianao, Tompo ô, no tsara sady mamela heloka Ary be famindram-po amin'izay rehetra miantso Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao, Tompo ô, no tsara sady mamela heloka ary be famindrampo amin’izay rehetra miantso Anao.
malagasy
Fa Hianao, Tompo ô, no tsara sady mamela heloka Ary be famindram-po amin'izay rehetra miantso Anao.