Psalms 86:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Henoy ny vavaka ataoko, TOMPO ô, henoy tsara ny feon’ny fifonako!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh, atongilano ny sofinao amin’ny fivavahako, henoy tsara ny feon’ny fitarainako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba henoy, TOMPO ô, ny vavaka ataoko; ka ho tandrinao anie ny fitarainako.
Malagasy Bible 1865
Mandrenesa ny fivavako, Jehovah ô, Ary henoy ny feon'ny fifonako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Henoy ny vavaka ataoko, TOMPO ô, henoy tsara ny feon’ny fifonako!
malagasy
Mandrenesa ny fivavako, Jehovah ô, Ary henoy ny feon'ny fifonako.