Psalms 86:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro mampahory ahy dia miantso Anao aho, fa mamaly ahy Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miantso Anao amin’ny andron’ny fahoriako, aho, ka hamaly vavaka ahy, Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny androm-pahoriako, Ianao no antsoiko satria mamaly ahy.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny andro fahoriako dia miantso Anao aho, Fa mamaly ahy Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro mampahory ahy dia miantso Anao aho, fa mamaly ahy Ianao.
malagasy
Amin'ny andro fahoriako dia miantso Anao aho, Fa mamaly ahy Hianao.