Psalms 86:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy tahaka Anao, Tompo ô, amin’ireo andriamanitra ary tsy misy tahaka ny asanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy toa Anao eo amin’ireo andriamanitra, tsy misy mahatakatra ny asanao, ry Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, tsy misy tahaka Anao amin’ireo andriamanitra; tsy misy mahavita ny vitanao.
Malagasy Bible 1865
Tsy misy tahaka Anao, Tompo ô, amin'ireo andriamanitra; Ary tsy misy tahaka ny asanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy tahaka Anao, Tompo ô, amin’ireo andriamanitra ary tsy misy tahaka ny asanao.
malagasy
Tsy misy tahaka Anao, Tompo ô, amin'ireo andriamanitra; Ary tsy misy tahaka ny asanao.