Psalms 86:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny firenena rehetra nataonao dia ho avy hiankohoka eo anatrehanao, Tompo ô, ka hanome voninahitra ny anaranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho avy ny firenena rehetra nataonao, hiankohoka eo anatrehanao, Tompo, ka hanome voninahitra ny Anaranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao no namorona ny firenen-drehetra, ka ho avy hiankohoka eo anatrehanao izy ary hanome voninahitra Anao, Tompo ô,
Malagasy Bible 1865
Ny firenena rehetra nataonao dia ho avy hiankohoka eo anatrehanao, Tompo ô, Ka hanome voninahitra ny anaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny firenena rehetra nataonao dia ho avy hiankohoka eo anatrehanao, Tompo ô, ka hanome voninahitra ny anaranao.
malagasy
Ny firenena rehetra nataonao dia ho avy hiankohoka eo anatrehanao, Tompo ô, Ka hanome voninahitra ny anaranao.