Psalms 87:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny naorin’NY TOMPO dia eo amin’ny tendrombohitra masina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Salamon’ny zanak’i Kôre. Fihirana. Nanorina azy teo an-tendrombohitra masina Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Salamo nataon’ny terak’i Kôra. Tononkira. Teo an-tendrombohitra masina no nanorenan’ny TOMPO an’i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Salamo nataon'ny Koraita. Tonon-kira. Ny naorin'i Jehovah dia ao an-tendrombohitra masina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny naorin’NY TOMPO dia eo amin’ny tendrombohitra masina.
malagasy
[Ny tanànan'i Jehovah, izay hahaterahan'ny firenena maro ho isan'ny Isiraely] Salamo nataon'ny Koraita. Tonon-kira. Ny naorin'i Jehovah dia ao an-tendrombohitra masina;