Psalms 87:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny vavahadin’i Ziona dia tian’NY TOMPO mihoatra noho ny fonenana rehetra izay an’i Jakoba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vavahadin’i Siôna dia tian’i Iaveh, mihoatra noho ny fonenan’i Jakôba rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tiany tokoa ny tanànan’i Tsiôna mihoatra noho ny toerana rehetra izay nonenan’ireo taranak’i Jakôba.
Malagasy Bible 1865
Ny vavahadin'i Ziona dia tian'i Jehovah mihoatra noho ny fonenana rehetra izay an'i Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny vavahadin’i Ziona* dia tian’NY TOMPO mihoatra noho ny fonenana rehetra izay an’i Jakoba.
malagasy
Ny vavahadin'i Ziona dia tian'i Jehovah mihoatra noho ny fonenana rehetra izay an'i Jakoba.