Psalms 87:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Zava-malaza no nolazaina momba anao, ry tanànan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zava-malaza maro no voatantara momba Anao, ry tanànan’Andriamanitra. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry ilay tanànan’Andriamanitra ô, zava-malaza no ambarany momba anao: Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Zava-malaza no anambarana anao Ry tanànan'Andriamanitra
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Zava-malaza no nolazaina momba anao, ry tanànan’Andriamanitra.
malagasy
Zava-malaza no anambarana anao Ry tanànan'Andriamanitra