Psalms 87:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanonona an’i Ejipta sy Babilona Aho ho isan’izay mahalala Ahy; indro ny tanin’ny Filistina sy i Tiro mbamin’i Kosy, ity dia teraka tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ireo mahalala ahy hotononiko i Rahaba sy i Babilôna; indreo koa ny Filistinina sy i Tira mbamin’i Etiôpia: tao ireo no teraka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Eo anatrehan’ireo mpahalala Ahy, hoy Izy, no hotsarovako fa ny Ejiptianina sy ny Babilônianina mbamin’ny Filistinina sy ny Tirianina ary ny Etiôpianina dia samy teraka tany amin’ny taniny avy.
Malagasy Bible 1865
Hanonona an-dRahaba sy Babylona Aho ho isan'izay mahalala ahy; Indro Filistia sy Tyro mbamin'i Etiopia, Ity no efa teraka teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanonona an’i Ejipta sy Babilona Aho ho isan’izay mahalala Ahy; indro ny tanin’ny Filistina sy i Tiro mbamin’i Kosy, ity dia teraka tao.
malagasy
Hanonona an-dRahaba sy Babylona Aho ho isan'izay mahalala ahy; Indro Filistia sy Tyro mbamin'i Etiopia, Ity no efa teraka teo.[Na: Egypta]