Psalms 87:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Ziona dia hilazana hoe: Ireto sy ireroa dia samy teraka tao; ny Avo Indrindra no mampitoetra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no hilazan’ny olona an’i Siôna: «Samy teraka tao aminy ity sy irỳ: dia Izy, ny Avo indrindra, no nanorina azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao kosa no holazaiko momba an’i Tsiôna: Ny olona tsirairay dia samy teraka tao; Ilay Avo Indrindra mihitsy no manamafy orina azy.»
Malagasy Bible 1865
Ary Ziona hilazana hoe: Ireto sy ireroa samy efa teraka teo; Ary ny Avo Indrindra no mampitoetra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Ziona dia hilazana hoe: Ireto sy ireroa dia samy teraka tao; ny Avo Indrindra no mampitoetra azy.
malagasy
Ary Ziona hilazana hoe: Ireto sy ireroa samy efa teraka teo; Ary ny Avo Indrindra no mampitoetra azy.